Actualités

SIDINA ANATINY

SIDINA ANATINY

SIDINA ANATINY

Niverina mandeha ara-dalàna indray ny sidina anatiny manerana an'i Madagasikara , ka tafiditra ao anatin'izany ireo zotra mampifandray an'Antalaha, Toamasina, Sainte-Marie, Maroantsetra ary Sambava.

Ity famerenana misokatra ity dia hanamora kokoa ny fivezivezen'ny olona sy ny entana, ary antenaina hanome tosika lehibe ho an'ny fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy any amin'ireo faritra voakasika .

Laisser un commentaire