SocialTatitra

Amérique du Sud: Mpifindra monina haitianina miisa 30 nahitana zava-mahadomelina

Mpifindra monina haitianina 30 no voasakan’ny mpiandry sisin-dranomasina tao Guadeloupe, Amerika atsimo. Nitondra vola be manodidina ny 13.000euros sy zava-mahadomelina ireto farany, raha ny voalaza, ka voatery nanaovana fanadihadiana. Mikasa ny hiantsona tany Saint-Martin izy ireo izao nandeha sambo izao ka voasakana tao an-toerana. Noho ny zava-misy any Haïti, dia maro ireo mpifindra monina any Amerika atsimo.

Laisser un commentaire