Dépêches

Fanodikodinana zaza tsy ampy taona : naiditra am-ponja vonjimaika ilay rangahy tratra tanaty horonantsary niparitaka ny Talata.

Vetivety dia niparitaka tao anaty tambajotran-tserasera « facebook » ny horonan-tsary. Lehilahy iray sahabo eo amin’ny 50 taona eo ho eo no mampiseho fihetsika mamoafady amin’ny ankizy vavy maromaro tsy ampy taona. Fantatra fa nanohana kandidà iray hirotsaka solombavambahoaka eny amin’ny boriborintany faha 4 izy.

Laisser un commentaire