Dépêches

Ambohimamory Arivonimamo: Vaky fasana

Fasana miisa dimy indray no nisy namaky ka razana 86 isa no lasibatra tamin’izany. Niseho izany tamin’ny alahady lasa teo tany Ambohimamory kaominina Ambohimasina Arivonimamo.

Lasan’ireo olon-dratsy avokoa ireo taolam-balo rehetra ary lamba sisa no navelan’izy ireo tao. Fasam-bato ny 04 ary fasana dongon-tany ny iray, izay samy lasibatra avokoa. Efa misokatra ny fanadihadiana mahakasika ity tranga ity.

Laisser un commentaire