Actualités

Fitsaboana maimaimpoana ao amin’ny Cehnosoa avy amin’ny His Foundation Limited avy any Hong Kong

Tonga ao amin’ny hopitaly miaramila Soavinandriana (Cehnosoa) ireo mpitsabo sinoa avy amin’ny fikambanana kritsiana mpanao asa soa. Mandalo hitsabo maimaimpoana mandritra ny roa herinandro ry zareo. Momban’ny resaka fanamboarana ireny sima na misy lavaka amin’ny ativava sy orona ireny, fanamboarana ireo tongotra misy fahasamponana na tsy tomombana hatrany am-bohoka nefa azo ahitsy ary koa ireo takaitra vokatry ny fahamaizana.

Laisser un commentaire