PolitiqueTatitra

Australie : Nanamafy ny tanjaky ny tafika an-dranomasiny

Mikasa ny hampitombo avo roa heny ny isan’ireo sambo mpiady lehibe ao aminy ny governemanta Aostraliana. Omaly talata, nolotra drafitra ny governemanta any an-toerana ny mba hampitomboana ny fandaniana ho fiarovana hatramin’ny 2.4% amin’ny harinkarena faobe (PIB) ao amin’ity firenena ity. Ao Canberra,mikasa ny hampitombo hatramin’ny 6,5 tapitrisa euro amin’ny fandaniana ho fiarovana izy ary mikendy hampiditra sambo mpiady lehibe miisa 26, ao anatin’ny folo taona manaraka ary ho ampitombona avo roa heny ireo sambo efa miasa ao an-toerana ankehitriny.

Laisser un commentaire