ActualitésTatitra

Belgique : Misy lehilahy tsy hita nanomboka ny sabotsy teo

52 Taona ny lehilahy nanomboka ny sabotsy 26 Jona lasa teo tamin’ny 07 sy sasany alina tany an-toerana ary mangataka ny hanaparitahana ny tsy fahitana azy ny polisy any an-toerana noho ny fangatahan’ny Mpampanoa lalàna any an-toerana. David Harvengt dia hita farany tany amin’ny lalan’ny Millénaire tany Frameries any Belgique. Mirefy 1m89 izy ary mahia tsy misy volo. Tamin’io fotoana tsy nahitana azy io dia nanao patalo jean manga izy ary t-shirt manga sy akanjo ba mena ary akanjo misy sarony. Miangavy izay mahit azy ireo polisy mba hanantona azy ireo na hanoratra ao amin’ny avisderecherche@police.belgium.eu.

Laisser un commentaire