SocialTatitra

RDC : Miaramila roa maty am-perinasa

Roa no namoy ny ainy, telo hafa no naratra tany Afrika atsimo, ny faran’ny herinandro teo, vokatry ny tifitra baomba mandatsa-dranomaso natao tamin’ireo miaramila avy any Afrika Atsimo, ihazo an’i Repoblika demokartika Congo. Ity tranga ity no nisehoan’ny vono olona  voalohany tamin’ny tafika tao an-toerana, raha ny voalaza. Ireto miaramila ireo moa izay voahiraka andeha hanampy ny tafika any RDC amin’ny fanoherana ireo atao hoe « rebelles du M23 » (Mouvement du 23mars)  any an-toerana. Tsy ny miaramila avy ao Afrika atsimo ihany izany, fa misy ihany koa ireo tafika avy any Malawi sy Tanzanie.

Laisser un commentaire