PolitiqueTatitra

Etats-unis : In-efatra nandaroka baomba an’i Houthis, Yémen tao anatin’ny herinandro

Nanao fanambarana ny kaomandin’ny mpitari-tafika amerikana, tao Moyen-Orient, fa nanao fanafihana an-tanety tamin’ny alalan’ny balafomanga « missiles » miisa 14, izay efa vonona ny halefa any amin’ny faritra fahezin’ny Houthi, ao Yemen, izy ireo, nandritra ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo. Ity no hetsika fahaefatra tao anatin’ny herinandro teo izao, tamin’ireo mpikomy mpomba an’i Iran, izay mikendry ireo sambo mpitondra entana heverin’izy ireo fa mifandray amin’i Israely.

Laisser un commentaire