CultureTatitra

Amérique du Sud : Centrolenidae, sahona noforonina


Karazana sahona ao anatin’ny fianakavian’ny « amphibiens » ny Centrolenidae. Karazana noforonin’i Edward Harrison Taylor, « herpétologiste » izy io tany amin’ny taona 1951. Antsoina ihany koa io karazana io hoe « grenouilles de verre » noho izy tatera-pahazavana (transparent).
Miloko maitso ihany nefa ny lamosin’io sahona io. Ny ao amin’ny kibony no tateram-pahazavana ary hita avokoa ny taovany. Ao Amérique du Sud sy Amérique Centrale kosa no tena ahitana ny Centrolenidae.

Laisser un commentaire