ActualitésTatitra

Côte d’Ivoire : Miaramila maro maty tany amin’ny sisin-tany

Miaramila roa farafahan_keliny sy zandary iray no maty nandritra ny fandalovan’ny fiara nitondra azy ireo teo amin’ny fitaovana iray mipoaka tany Tèhini, ao avaratra antsinanan’i Côte d’Ivoire, akaikin’ny sisin-tany miaraka amin’I Burkina Faso. Mpitandro ny filaminana ao Côte d’Ivoire manao fanaraha-maso amin’ny alina no niharan’ny fanafihana sarotra nialana arak any nambaran’ny filohan’ny etamazaoro ao amin’ny tafika ao Côte d’Ivoire, ny jeneraly Doumbia. Fanafihana nampiasana fitaovana miteraka fipoahana mahery vaika ity niseho ity izay nitarika fivadihan’ireo fiara mihitsy. Nanapan-kevitra ireo manam-pahefana ny amin’ny hanaraha-maso sy hiarovana ity faritra ity mba ahafahana mamonjy ireo

Laisser un commentaire