Ravin’ny papaye : Manala point noir sy mony
Manakarena anzima sy vitamina ny ravina papay.manala volo amin’ny tarehy satria be vitamine sy anti-oxidant. Manadio ny sosonkoditra ary manalefaka ny hoditra ny ravin’ny papaye. Manakana ny fipotran’ny mony koa izy. Manadio sy mampalefa ny hoditra ihany koa.
Mila esorina izy ireny fa manaratsy ny tarehy sady misy loto. Toy izao ny fomba fikarakarana azy : maka ravina papaye, sasana tsara, ary totoina. Asina rano kely fotsiny mba ahazoana tahaka ny paty. Ahosotra amin’ny tarehy efa nosasana madio ary avela eo mandritrany 15 minitra. Rano matimaty no hanakobanana azy. Atao indroa na intelo isankerinnandro.
