ConseilTsidika

Institut ISS : Manao famelabelaran-kevitra mikasina ny Management Novateur

Manatanteraka famelabelaran-kevitra mandritra ny volana oktobra ny Institut ISS Tsiadana. Ny talata faha 24 oktobra. « Instaurer un Management Novateur lors du Lancement d’un Programme de Formation » no lohahevitra hifampizarana. Manomboka amin’ny 02 ora ka hatramin’ny 04 ora tolak’andro izany. Ny toerana dia ao amin’ny Institut ISS Tsiadana.

« Manasa antsika rehetra ho avy hanatrika ny famelabelaran-kevitra izay atao ao amin’ny Institut ISS Tsiadana. Maro ny loha-hevitra hozaraina mandritra ny hetsika » hoy i Harinoro, tompon’andraikitra.

 Ny fisoratana anarana dia azonao alaina amin’ny alalan’ny fandefasana mailaka ao amin’ny commevent@institut-iss.com na hiantso ny laharana 0 34 61 597 24 / 0 34 87 244 55.

Laisser un commentaire