Mahajanga: Lozam-pifamoivoizana
11 oktobra; Bus scolaire mitondra mpianatra no niharan’ny lozam-pifamohivoizana omaly atoandro tao Androva Mahajanga. Kamiao mpitondra vato iray no nifandona taminy teo amin’ny tetezana FITIM. Nisy ny naratra izay efa nentina eny amin’ny toeram-pitsaboana.
