Fianarantsoa: Niverina ny fiaran-dalamby
11 oktobra; Niverina niasa nanomboka ny 10 oktobra ny zotra lamasinina FCE laharana T0431. Miainga avy eo Fianarantsoa ary hatreo Sahasinaka ihany aloha ny lalany. Miandry ny fahavitan’ilay fanamboaran-dalamby ny fiverenany any Manakara.
