ConseilTsidika

Iendriko : Mivarotra ara malagasy sy vokatra natoraly

Vokatra vita malagasy voafantina sy tsy misy akora simika no hita ao amin’ny Iendriko. Etsy Anosivavaka ao amin’ny Dyve Garden, izay toerana tena mahafinaritra, no ahitana azy. Maro ireo mpamokatra miara-mihasa aminy. Mivarotra ara malagasy izay tena kanto tokoa ny Iendriko : ny haingon-trano, poketra, akanjo. Ao koa ny sakafo sy vokatra natoraly.

Afaka miantso 0 34 08 445 00  na mandefa mailaka amin’ny iendriko.mg@gmail.com

Laisser un commentaire