Dépêches

 Tsy fandriampahalemana: Tanora iray tsy nahatsiaro tena rehefa niharan’ny fanendahana

27 Septambra, tanora iray no miady aman’aina etsy amin’ny hopitaly Befelatanana, amin’izao fotoana izao vokatry ny famonoana nataon’ireo olon-dratsy azy, ny alin’ny alatsinainy teo. Sady voaendaka ity tanora ity no niharan’ny vono nataon’ireo olon-dratsy azy. Tsy mbola nisy ihany koa olona tonga nijery azy tao an-toerana noho izy tsy nanana taratasy namantarana azy.

Laisser un commentaire