Dépêches

Dépêche du 17h00 08 Août-Tsimbazaza: Zaza mena vava iray no nisy nanary tao anaty kirihitra

Omaly hariva no nisy nahita tao anaty kirihitra teny Fiadanana Tsimbazaza ny zaza mena vava iray. Raha ny fijery azy dia nisy nanary ity zazakely ity. Nentina haingana teny amin’ny hopitaly ary nampidirina « couveuse » izy ary efa eo am-pitadiavana ireo ray aman-dreny  nanary ilay zaza ny manam-pahefana amin’izao fotoana izao.

Laisser un commentaire