Dépêche du 10h30 10 Juillet- Sabotsy Namehana: Nanatelina olona iray indray ny reniranon’i Mamba
Omaly Alahady 09 Jolay hariva no nahitana lehilahy iray maty tao amin’ny reniranon ‘ i Mamba Sabotsy Namehana. Tsy fantatra mazava izay anrtony nahatonga ny loza.
