Dépêches

Dépêche du 14h00 10 Juillet -Famaranana ny Pro League : Ny FosaJunior no nibata ny amboara.

Nandritry ny lalao famaranana ny Pro League tao amin’ny Kianja Barea omaly  no nahavoahosotra ho tompon-dakan’i Madagasikara ny Fosa Junior rehefa nandresy 1 noho ny 0 ny AS Fanalamanga .Araka io vokatra io dia ny Fosa Juniors  no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny « Ligue des Champions africaines ».

Laisser un commentaire