Dépêches

Tontolo iainana : Fanabeazana no nanamarihan’ny Ambatovy ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana

Dépêche 16 juin, 13h, Fanabeazana ara-tontolo iainana no netin’ny orinasa Ambatovy hanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana. Ireo mponina manodidina ny toeram-pitrandrahana no notollorana izany fampianarana izany ka samy nahazo ny anjarany avokoa na ny kely na ny lehibe. Taorian’ny fampiofanana anefa dia nitohy tamin’ny fambolen-kazo fihinam-boa izany fanamarihana izany.

Laisser un commentaire