ActualitésTatitra

Maurice : Nihena ny fanafarana mpiasa avy any Bangladesh

Ny taona 2022 teo no taona nanafarana olona betsaka indrindra avy ao Bangladesh hiasa ao amin’ny nosy Maurice. Nahatratra 5000 isa izy ireo raha ny fanazavana. Nanomboka ny taona 2023 teo kosa dia nihena izany isa izany. Antony ny tsy fahafampon’ireo mpampiasa raha ny voalazan’ireo masoiovoho mpandefa mpiasa ao an-toerana.

Rehefa azon’izy ireo ny fifanarahana, voafidy ny tapakila ny fiaramanidina, ary migadona eo amin’ny seranam-piaramanidina izy ireo dia intsony izay alehany, hoy ny tompon’andraikitra ambasadaoron’i Bangladesh ao Maurice. Marihana fa mahatratra 22 000 ny mponin’io firenena io mitoetra ao amin’ny nosy ary asa avokoa no nialan’ny ankahamaroan’izy ireo tany amin’ny toeram-ponenany saingy fitsoa-ponenena no tena tanjon’izy ireo.

Laisser un commentaire