Dépêches

Fanomezan-drà: Tsy vidiana ny rà eny anivon’ny hopitalim-panjakana.

Dépêche 15 juin, 14h, Tsy handoavam-bola ny  fisitrahana ny rà ho an’ny zaza marary mila izany eny anivon’ny Hopitalim-panjakana. Ho setrin’izany kosa anefa sy ho fistinjovana ny tahiry sia mila olona roa manome rà avy amin’ny fianakavian’ny marary. Ny saran’ny kitapon-dra sy ny kojakoja miaraka aminy kosa no efaina vola eny amin’ny hopitaly tsy miankina amin’ny fanjakana. Sandaina ho 85.000 ar ny kojakoja ampiasaina amin’ny kitapon-drà iray.

Laisser un commentaire