Dépêches

Kolontsaina :Nahazo loka tamin’ny Grand Prix du Festival de  Film an’ny OMS i Madagasikara

Dépêche 09 juin, 14h, Mamihasina Raminosoa sy i Nantenaina Rakotondranaivo tao anatin’ilay horonantsary fohy « Jonathan’s Miracle Feet » no nandrombaka ny amboara tamin’ity fifaninana nokarakarain’ny OMS ity. Tao anatin’ny sokajy « Universal Health Coverage » no nahazoan’izy ireo ity loka goavana ity. Mitantara ny fiainana zazalahy kely manana olana amin’ny tongatra ity horonan-tsary fohy ity. Ireo Ray aman-dReny ao anatin’izany no mitantara ny olana nosedrainy tamin’izany aretiny izany. Nandresy lahatra ny mpitsara ny tantara ka izao nahazoana vokatra izao.

Laisser un commentaire