ActualitésTatitra

Tennis : Ahoana ny fanisana isa amin’ity lalao ity ?

Raha efa nahare mpitsara lalao tennis niteny ianao hoe « Jeu, set et match ! » ianao dia fantaro fa dingan’ny Tennis izany. Ny fanisana ny isa dia mianga amin’ny 0, ny 1er point dia miisa 15, 30 kosa ny 2è point ary 40 ny 3è point. Eo amin’ny 4è point no mandresy ny fifaninana ny mpilalao iray raha tsy hoe mira ny isan’ny roa tonta. Noho izany, tsy maintsy mahazo 5è point antsoina hoe « avantage » sy 6è point haingana ny mpifaninana mba hibatana ny amboara.

Raha te handresy « set » iray dia mila manana « 6 jeux », raha sahala kosa izany dia misy ny 7è jeu izay antsoina hoe « tie-break ». Raha te handresy ny lalao kosa dia mila mahazo « sets » 2 na 3 ny mpilalao arakaraky ny lalao.

Laisser un commentaire