Kolontsaina: Nahazo « médaille d’Or des Arts et de la Culture Internationale » i Shyn sy i Denise
Dépêche 24 mars, 10h, Nahazo ny médaille d’Or des Arts et de la Culture Internationale i Shyn sy i Denise. Tonga tany Toamasina mihitsy moa ny Comité International des Arts et de la Culture nanatanteraka ny lanonana fampisalorana azy ireo ity medaly ity. Anaram-boninahitra goavana indrindra eran-tany izao natolotra azy ireo izao amin’ny maha mpanao zava-kanto feno azy ireo. Miarahaba an’i Shyn sy i Denise araka izany mitondra avo hatrany ny voninahi-pirenena
