Dépêches

Toetr’andro: Tsy ahiana hahakasika an’ny Madagasikara ilay rivo-doza Enala.

Dépêche 24 février, 14h, Andro maromaro izay no efa fantatra ny fiforonan’ilay rivo-doza Enala. Any amin’ny 2000km atsinanan’ny Madagasikara no misy ny foibeny amin’izao fotoana izao araka ny fanambarana avy amin’ny Foibe Famantarana ny toetr’andro. Vinavinaina ho faty eny an-dranomasina ihany ity rivo-doza ity ka tsy ahiana hahakasika an’ny Madagasikara.

Laisser un commentaire