Dépêches

RN2 : Tapaka ny lalana ho an’ireo fiara vaventy

10 May, 11h00. Nampandre ny Minisiteran’ ny Asa Vaventy fa ho tapaka ho an’ny fiara vaventy ny lalana eo amin’ny tetezan’i Mangoro sy Antsapazana androany  nanomboka amin’ny 7 ora hatramin’ny 12 ora atoandro. Antony ny asa fanamboarana ny tetezana Mangoro sy tetezana Antsapazana, Kaominina Moramanga.

Laisser un commentaire