Namela takaitra betsaka ho an’ireo toerana izay tena nandalovany I Freddy
Dépêche 23 février, 11h, Raha efa nivoaka an-dranomasina omaly tolak’andro ny rivo-doza Freddy dia tsy namela nahazo tamin’ireo toerany nandalovany anefa izy. Nitondra takaitra ho an’ny Ambositra hatrany Mananjary izy ity izay nandalo Fianarantsoa sy . Tafo noentin’ny rivotra, trano rava. Olona maty ary traboina aman’arivony no takaitra navelany tamin’izany. I Vatovavy no tena nahitana traboina betsaka indrindra araka ny tatitra hatrany.
