Antananarivo : Foana ny fanambarana loza momba ny fikaran’ny rano
Dépêche 01 février, 15h, Foana ny filazana loza momba ny fiakaran’ny rano ho an’ny lemak’Antananarivo, araka ny fanambarana avy amin’ny APIPA. Nidina avokoa ny haavon’ny renirano na i Sisaony izany na Ikopa. Heverina mbola hidina izany ao anatin’ny 12 ora manaraka.
