Boeny: Hanandrana ny “carbon road” ny Governoran’ny faritra hanamboarana ny lalana.
Dépêche 28 février, 14h, Hanandrana hampiasa ny “carbon road” ny ao amin’ny Faritra Boeny amin’ny fanamboaran-dalana. Mora kokoa noho ny tara ny vidiny arak any fanamabarana ary hampiasana hanarenana ireo fahasimbana eo Mahavoky Atsimo izay nanomboka omaly izany fitaovana izany. Ho tohanan’ny faritra manontolo ny famitana ny asa miainga avy amin’ireo vola avy amin’ny fanampian’ny Filoham-pirenena ho an’ny faritra sy ny fandraisana anjaran’ny faritra.
