Dépêches

Manakara : Nitrangana fahamaizana mahery vaika tao Tanambao

Dépêche 10 janvier, 12h, Nitrangana fahamaizana mahery vaika tao Tanambao Manakara ny 7 janoary teo izay naharavana trano miisa 20 mahery. Maro ny fianakaviana rava fananana noho izany, saingy tsy nisy kosa ny aina nafoy tamin’izany. Miaramilan’ny Bataillon d’Infanterie Manakara miisa 135 no nifandrimbona tamin’ny vahoakan’ny Manakara tamin’ny famonoana ny haitrano. Maro ireo tra-boina izay ilaina ny fanampiana avy amin’ireo izay malala tanana.

Laisser un commentaire