Dépêches

Fanamboarana lalana RN6 sy RN13 : 100,4 tapitrisa euros no vola hatontona amin’izany

Dépêche 20 décembre, 15h40, Efa fotoana ela no nampitondra faisaiana ireo mpampiasa azy ireo ity lalana ity. Indrindra moa fa rehefa vanim-potoan’ny orana toy izao. Hanamifasana izany lalana izany ary hanamboarana ireo izay simba rehetra dia mitentina 100.4 tapitrisa euros ny vola entina hanaovana azy. Ireo lalana ratsy sy simba rehetra ao amin’ny RN6 mampitohy an’ny Ambanja amin’ny Antsiranana sy ny RN13 izay mampitohy an’ny Ambovombe amin’ny Tolagnaro no voakasika amin’ity tetik’asa ity.

Laisser un commentaire