Dépêches

Foto-drafitr’asa: Manao ny fanaraha-maso ny asa eny Ikopa ny Banky Iraisam-pirenena.

Dépêche 08 décembre, 12h15, Asiam-panamboarana ny sisin-dreniranon’Ikopa k any Bnaky Iraisam-pirenena no mamatsy vola hamitana izany. Hiarovana amin’ny fotoam-pahavaratra sy ny fiakaran’ny rano be loatra no antony hanarenana indray izany sisin-drano izany. Hanaramaso ny asa sy hitondra toro hevitra ny avy ao amin’ny Banky Iraisam-pirenena izao tonga izao. Ny tetik’asa PRODUIR no hanatanterahana izany asa izany ka 125tapitrisa dolara no nomen’ny Banky Iraisam-pirenena. Fanadiovana ny lakan-drano sy fanamafisana ny sisin-drano Ikopa no hatao amin’izany.

Laisser un commentaire