Dépêches

Kolontsaina : Tonga masiaka miaraka amin’ny raki-kira vaovao indray i Da Hopp

Dépêche 17 novembre, 17h, Mpivoy ny kolontsaina Rap sady andrarezin’ny taona 90 i Da Hopp ary efa ela izy no tsy tazana intsony teny ambony sehatra sy tany anatin’ny famoahana hira vaovao. Hiverina indray izy ankehitriny ary hitondra ny raki-kirany vaovao izay mitondra ny loharteny hoe “Madafaka”. Hita an-tsehatra indray ziy ireo noho izany ny 10 desmabra ho avy izao ao amin’ny IFM Analakely. Mbola tsy misaraka fa mbola izy telo mirahalahy hatrany no ao anatin’ny tarika izay ahitana an’i Tax, Jento ary Ben J izany. Tanjon’izy ireo amin’izao ny hamerina ny fanakafizan’ireo mpanaraka ny taona 90 sy ny mba hakana fo vaovao amin’ireo tanora ankehitriny. 

Laisser un commentaire