Inde : Nosogonan’i Gautam Adani i Jeff Bezos
Maro ireo gazety marolafy mandahatra ireo olona mpanan-karena indrindra eran-tany. Tamin’ity taona 2022 dia nanambara ny ankahamaroan’ireo gazety ireo a noharan’ilay terantany indianina Gautam Adani ilay tompon’ny orinasa Amazon Jeff Bezos.
Lasa laharana faharoa i Gautam Adani raha ny tatitrin’ny Forbes ary manana harena eo amin’ny 155 miliara dolara eo. 156,6 miliara dolara kosa izany araikin’ny Bloomberg Billionaires Index Gautam raha 146,9 milliara ny an’i Jeff Bezos.
Tompona orinasa maro i Gautam Adani, teraka ny 24 jona 1962 tao Ahmedabad. Mpandraharaha matanjaka lehiben’ny groupe Adani ny tenany.
