Dépêches

Bongolava: Nahitana tranga na vaky fasana.

Nisehoana tranga na vaky fasana tao Beambiaty, kaominina Antsahalava ka lasan’ireo jiolahy tamin’izany ny taolan-dava rehetra. Raha ny vaovao azo dia vao sambany no nisehoan’izany tany an-toerana ka nahagaga ireo mponina ity zava-nitranga ity. Efa betsaka ireny tranga na mpamaky fasana ireny fa mandrak’izao dia mbola tsy fantatra foana ny tena hilaivan’ny olona azy sy ireo mpandray azy.

Laisser un commentaire