Dépêches

Congrès de la Réunion annuelle de l’investissement : vina amin’ny fananganana orinasa mpanodina volamena eto Madagasikara 

Hanangana ozinina mpanodina volamena i Madagasikara ary hiarahana miasa amin’I Emirates Arabes Unis ny fanorenana izany hoy ny filoha Andry Raejoelina nandritra ny andiany faha 13 tamin’ny AIM (𝗰𝗼𝗻𝗴𝗿è𝘀 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗥é𝘂𝗻𝗶𝗼𝗻 𝗮𝗻𝗻𝘂𝗲𝗹𝗹𝗲 𝗱𝗲 𝗹’𝗶𝗻𝘃𝗲𝘀𝘁𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁), 𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗔𝗯𝘂𝘀 𝗗𝗵𝗮𝗯𝗶.Vinavinaina hanomboka hiasa amin’ny taona 2025 io ozinina io. Tanjona amin’ny fametrahana izany ny hahafahantsika manodina ny volamena eto an-toerana ihany, hamadihana izany ho or_monétaire sy lingots alohan’ny hanondranana azy any ivelany ary mba hanondrana volamena 15 taonina isan-taona.

Laisser un commentaire