Dépêches

FIBA U18 African Championship : Tontosaina androany ny fanokafana ny lalao

5 Aogositra, 10h 30 Tanatanterahana androany 05 aogositra 2022 ao amin’ny Palais des Sports Mahamasina ny fanokafana ny Afrobasket U18 amin’ny fomba ofisialy. Manomboka amin’ny 04 ora sy sasany tolakandro kosa ny lalao voalohany hifanandrenan’i Madagasikara amin’i Bénin.

5 000 ariary ny vidim-pidirana amin’izany.

Laisser un commentaire