Dépêches

Toetr’andro : Nahagaga ny fiovan’ny toetr’andro tampoka tao anatin’ny roa andro

dépêche 16 septembre, 10h30, Raha efa nafana foana ny andro nandritra ny andro maromaro ka nieritreritra ny olona fa efa anaty vanim-potoana lohataona. Nahatsapana fidinana indray anefa ny mari-pana tao anatin’ny roa andro, izay tena nahagaga satria dia namirifiry indray izany ary dia narahina erika madinika indray moa izany. Hatreto aloha dia mbola mila mailo hatrany amin’ity andro mivadibadika ity.

Laisser un commentaire