Dépêche du 16h00 1 Août- Freestel Football : Laharana faharoa ny ekipa Malagasy
Nandritra ny lalao Freestel Football dia tafapetraka eo amin’ny laharana faharoa ny ekipaa Malagasy nandray anjara. Tamin’ity fotoana ity dia i Pato Ramamonjisoa, Lafatra, Michael ary Ny Antema Rakotoarivony no solontenan’ny Malagasy niangaly io taranja io.
