Dépêches

Filaminana : Ho ampidirina ao amin’ny tsenan’Anosy ireo mpanao « décodage » sy mpividy volamena

Dépêche 15 septembre, 13h, Manana tanjona hampilamina ny tanàna ny eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ka hisy ny fanovana ho atao hanatanterahana izany. Isan’izany ity famindrana ireo mpanao “décodage” sy ireo mpividy volamena ho eny amin’ny tsenan’Anosy izay tsena vao nohavaozina.

Laisser un commentaire