Toe-karena: Nasiana fanazavana ny mikasika ny vidina lavanila vaovao
Dépêche 15 septembre, 14h, Niakatra ho 75 000ar ny vidina lavanila 1 kilao eny amin’ireo tantsaha mpamboly. Nitondra fanazavana manoloana izany ny avy amin’ny ministeran’ny toe-karena ary nolazaina tamin’izany fa antonony ho an’ireo tantsaha izany vidiny napetraka izany ka azo lazaina fa ampy hivelomana io vidiny io raha toa ka mety hahatratra 5euros isan’andro ny vola miditra amin’izy ireo amin’izany.
