Dépêches

Tontolo iainana : Baleines hita faty amin’ny sisin-dranomasin’ny Madagasikara

Dépêches 14 septembre, 11h, Miiasa 12 ireo baleines hita faty teny amin’ny sisin-dranomasin’ny Madagasikara tamin’ity taona 2022 ity. Hatreto aloha dia mbola tsy fantatra mazava ny anton’izany ary eo ampandalinana izany ireo tompon’andraikitra sy ireo manam-pahaizana mba tsy hisian’izao tranga izao intsony.

Laisser un commentaire