Dépêches

Fanondranana : Misokatra ny fotoam-panondranana lavanila efa voavoatra

Dépêche 04 novembre, 14h, Raha efa nisokatra efa fotoana ela izay ny fotoam-panondranana lavanila maintso dia misokatra ihany koa ny fotoam-panondranana lavanila efa voavoatra efa maina. Hanomboka ny 15 novambra izao izany ary tsy hikatona raha tsy ny faran’ny volana may ny taona 2023. Hahazo tombony amin’izany ireo tantsaha manana sompitra noho ity fotoana ity ziay nitarina elaela. Tanjona amin’izany mba hahafahan’ireo tantsaha mikarakara sy mitady vola hivelomana mba haharitra kokoa.

Laisser un commentaire