Fahasalamana: fanatanjahantena hatao ao an-trano
Dépêche 13 septembre, 11h30, Anisan’ny antoka iray ho amin’ny fahasalamana ny fanaovana fanatanjahantena. Tsy voatery miditra trano fikotranana no hanaovana izany fa vita ao antrano ihany. Ireo rindram-baiko isan-karazany na ireo toro-hevitra any anaty aterineto any no ampiasaina amin’izany.
