Actualités

Covid-19 : Mbola misy hatrany io aretina io na tsy malaza intsony aza

12 Septembre, 16h15, Miisa 12 indray ireo mararin’ity valan’aretina ity ny herinandron’ny 3 ka hatramin’ny 9 septambra lasa teo. Mbola misy ihany koa ireo lavon’izany aretina izany. Efa mangingina ny fanentanana amin’ny tokony hiarovan-tena amin’izy ity kanefa mbola ilaina hatrany ny fitandremana manoloana izany. 

Laisser un commentaire