Antsohihy : Loza an-dranomasina namoizana ain’olona
12 Septembre, 14h15, Miisa valo amin’izao fotoana izao ireo olona namoy ny ainy noho ny fifandonana vedette iray tamin’n botry tao Ankify Antsohihy izay marihina fa zaza no ankamaroan’ireo namoy ny ainy satria mpianatra no nentin’ity botry ity. Nitsoaka moa ilay vedette taorian’izao loza izao.
