Hand-ball: Ny Akio no U18 no solontenan’ny Madagasikara
06 Septembre, 14h00, Ny Akio U18 no solontenan’ny Madagasikara tamin’ny lalao hifanandrinan’ireo cadets eto amin’ny faritanin’ny Afrika natao tany Rwanda. Niondrika teo anatrehan’ny Libye tamin’ny salan’isa 24 noho ny 20 izy ireo tamin’izany ka laharana faha valo no misy azy ireo amin’izao. Izay marihina fa any amin’ny laharana farany izany aloha no misy ny Malagasy hatreto.
