ActualitésTatitra

Chine : Ny fitondrana Ming

Andian’emperora nanjaka tao Chine nanomboka ny taona 1368 hatramin’ny taona 1644 ny « Dynastie Ming ». Ny emperora Hongwu no namorona azy ary izy io no farany nofehezin’ny « Han ».

Taorian’ny faharavan’ny « Dynastie Yuan » nofehezin’ny Mongols kosa izy no tafapetraka. Naharitra hatramin’ny fikomiana notarihin’i Li Zicheng tamin’ny taona 1644 izany, fotoana izay nifehezan’izy ireo ny renivohitra Pékin. « Dynastie Qing mandchoue » kosa no nandimby izany.

Laisser un commentaire